| Entrée | 1 fahalavirana |
| Radical | 2 lavitra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka ny mpianatra ny fahalaviran' ny sekoly Elanelana: Ohatrinona ny fahalaviran' i Toamasina sy Vavatenina [1.1] |
| Synonymes | 5 halavirana, halavitana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|