| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 fafy rano | 
| Singan-teny | 2fafy, 3rano | 
| Sokajin-teny | 4 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 [fafirano]
 tsodrano [Tambahoaka, Taimoro, Taisaka, Tanala]
 [1.78] 6 [fafirano] Tsodrano [1.1] 7 Famafazana amin' ny olona rano tsotra mba hatao tsodrano [1.1]  | 
| Tovy hevitra | 8fafy ra | 
| Fivaditsoratra | 9 fafirano, 10 fafy rano, 11 fiforana | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |