Entrée eveka
Partie du discours nom
Explications en malgache (Fiv. kat.) Dimbin' ny apostoly, nandray ny sakaramentan' ny Fandaharana feno, ka manome ny sakramentan' ny Fankaherezana ary manamasina Pretra. Voatendrin' ny Papa hitondra faritany iray lehibe atao hoe diosezy ny eveka [1.1]
Explications en anglais A bishop [1.7]
Explications en français évêque [1.8]
Origine Français: évêque.

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31