Entrée | etoana (eto) | |
Partie du discours | adverbe | |
Explications en malgache | Mitovy hevitra amin' ny hoe eto saingy fampiasan' ny olona amin' ny kabary raha tiana ho lavalava fa tsy hentitra loatra ny teny amin' ny fandaharana: Vory etoana isika mianakavy [1.1] | |
Anagrammes | antaoe, etoana |
Mis à jour le 2020/07/31 |