|
|
|
|

Teny iditra1  epistola
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ireo soratra nalefan' ny Apostoly tamin' ny andro voalohany ho an' ny mpitondra fiangonana sy ireo mpiangona kristianina: Efa voavakinao ve ny Epistolàn' i Md. Paoly ho an' ny Romanina?. [1.1]
Voambolana  4  Fivavahana

Fivaditsoratra  5 epistola, 6 laposety

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12