| Entrée (Teny iditra) | ![]() |
Eorôpa |
| Partie du discours (Sokajin-teny) | nom propre (géographie) (anaran-tsamirery (jeôgrafia)) | |
| Définition malgache (Famaritana malagasy) | Iray amin'ireo fizaràna dimy eto amin'izao tontolo izao, voafaritry ny Oseana Arktika sy Atlantika; ny ranomasina Meditaranea, ny ranomasina Mainty, ny tendrombohitr'i Caucases, ny ranomasina Kaspiena sy ny tendrombohitr'i Oural [SLP 1986] | |
| Traduction française (Dikanteny frantsay) | Europe [SLP 1986] | |
| Vocabulaire (Voambolana) | Géographie: pays (Jeografý: firenena) | |
| Mis à jour le 2009/09/09 |
|