|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 eokaristia |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 (Fivavahana katolika) Sakramenta misy ny tenan' i Jesoa-Kristy, mbamin' ny fomban' Andriamanitra ao aminy, takon' ny endriky ny mofo sy ny divay.
4 (Fivavahana protestanta) Araka ny fampianarana protestanta kosa, ny Eokaristia dia fahatsiarovana ny fanasan' ny Tompo fotsiny ka antsoina hoe mofom-pandraisana. [1.1] |
| Voambolana | 5 Fivavahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|