|
|
|
|

Teny iditra1  ela ny ela
Singan-teny  2 ela
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4 enti-milaza zavatra tonga na niseho rehefa nandrasana naharitra: Ela ny ela ka tonga ny fahaleovan-tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 after a long time [1.7]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12