dysenterie   
disanteria
[fr. dysenterie] Aretina mampivalan-dra izay mety hahatratra indroapolo na mihoatra isan' andro ka mahatonga faharerahana, fahiazana ary tsy fahampiandra [1.1]
tairà
dysenterie [1.78]
tsorihana
qui a la dysenterie [1.19]
valan-dra
dysenterie [1.13]