|
|
|
|

Entrée1  donina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  dona
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Pohina: Nodonin' ny andry ny lohako ka fanina mihitsy aho
Pehina: Doninao mafy loatra ny varavarana
Asian-teny henjana, tenenina mafy: Nodonin' ny lehibeny izy ka vaky barara tery,
Explications en anglais  9  [1.7] to be struck, to be knocked on
Explications en français  10  [1.8] qu'on frappe

Anagrammes  11  andony, donain, donina, idonan, nandio, nanody, naodin, nidona, nodian, nodina, ondany

Mis à jour le 2025/07/29