Entrée | domatika | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Tambahoaka] Dinta [1.78] | |
[Tanala] Karazan-dinta, dintam-bohitra (tia aty ala sy ny toerana mandomando: Lalañ'be domatika ny mandeha an-kosin-dry Tsaboa (lalana feno dintam-bohitra ny mankany amin'ny tanimbarin-dry Tsabao) [1.78] | ||
Vocabulaire | Zoologie: invertébrés | |
Mis à jour le 2020/07/31 |