|
|
|
|

Teny iditra1  dokam-barotra
Singan-teny  2 doka, 3 varotra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fomba fampahafantarana sy fampanatonana ny entana mba hisarihana ny mpividy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 advertising, bragging, exaggerated praise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 réclame, publicité [1.8]
8 publicité [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12