|
|
|
|

Teny iditra1  dobodobony
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Dongadonga; entina milaza indrindra ny zana-borona matavitavy tsy mbola tonga elatra tanteraka. [1.1]
Voambolana  4  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  5 bodobodony, 6 dobodobony

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12