|
|
|
|

Teny iditra1  dipaina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [fr. du pain] Karaza-mofo vita amin' ny lafarinina, ary foto-tsakafon' ny firenena maro, indrindra ny any Eoraopa. [1.1]
Voambolana  4  Toe-karena: hanina
Kamban-teny rehetra  5 mofo dipaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09