|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 diosezy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [fr. diocèse] (Fiv. kat.) Faritany eo ambany fitondran' ny eveka iray, izay mandidy mahatapaka eo amin' io faritra io rehefa manaraka ny sori-dalan' ny Eglizy.
[1.1] |
| Voambolana | 4 Fivavahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|