|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dimany |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 taovam-pandevonankanin'ny vorona, mpanorotoro ny sakafo
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 gésier
[1.13] |
| Voambolana | 5 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Tovy hevitra | 6 haranana |
| Fivaditsoratra | 7 andimy, dimany, 8 dimina, 9 madiñy, 10 mañidy, manidy, 11 midina, midìna, 12 minday |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|