|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 daholobe |
| Singan-teny | 2 daholo, 3 be |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Fitambaran' ny olona rehetra:
6 Foto-kevi-pifandraisn' ny olona teto hatry ny ela fa tsy vaovao akory ny hoe: Ny tsirairay natao ho an' ny daholobe ary ny daholobe ho an' ny tsirairay, fototry ny fihavanana [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|