Entrée dadanaivo (dada, ivo)
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny iantsoana na ilazana lehilahy iray tampo amin' ny ray na ny reny, eo anelanelan' ny lahimatoa sy ny faralahy: Aoka re, ry dadanaivo, fa tapaka ny tsinaiko amin' ny hatsikana ataonao [1.1]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31