|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Cm    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3 Singa mivaingana, faha-96 amin'ny fisokajiana miherina.. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 Curium. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Curium. [3.1]
Voambolana  6  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  7  Fisokajiana miherina

Teny iditra (2/2)8  CM    cm    
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 marika romana izay milaza ny isa 900. [3.1]
Voambolana  11  Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny isa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12