|
|
|
|

Teny iditra1  brahmanisma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [fr. brahmanisme] Antokom-pivavahana amin' ny mponina Indianina saiky eran' ny taniny manontolo, mivavaka amin' andriamanitra maro, fa ny telo lehibe dia Brahma, Vishnou ary Civa. [1.1]
Voambolana  4  Fivavahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12