Entrée bozenizeny (bozeny (zeny))
Partie du discours adjectif
Définition malgache Fohy vaventy ary mbola iva indray noho ny zeny fotsiny: Bozenizeny kely iahy ilay fofombadin' Isambilo [Rajemisa 1985]
 vaventiventy nefa fohifohy: Olona bozenizeny ny vazimba araka ny lovantsofina [Akademia 2005]
Exemples Izy moa vavy fotsy, bozenizeny, mirezareza fandeha, katsikantsikana, ka toa hoatra ny mihomehy sahady izy tazaninay ankizy. [Ravelomanana: Lalana, page 16]

Mis à jour le 2020/07/31