|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  botretra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Kely, mbola bitika, tsy mahavoa-tena irery: Zaza botretra [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Teny iditra (2/2) 10  botretra
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12 [Sihanaka] fohy vaventy [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04