|
|
|
|

Teny iditra1 boriborio
Fototeny  2boribory
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana boriborina [Fitanisana]
Ohatra  4 boriborio ho ariary zato re ny vidin' itý latabatra nataonao folo amby zato itý [1.1]

Fivaditsoratra  5 boriborio, 6 robirobio

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16