| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/3) | 1 bonia | 
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Enti-milaza olona mahira-tsaina sy mahatsinjo lavitra ary mahavita zava-mahagaga amin'ny angano [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 The name of a mythical hero of the Folklore. [1.2] | 
| Teny iditra (2/3) | 5 bonia | 
| Sokajin-teny | 6 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
7 Enti-milaza ny maso misokatra tsara mahafinaritra, mahatehotia, baliaka [1.1] | 
| Mpanahaka | 8 baholy | 
| Teny iditra (3/3) | 9 bonia | 
| Sokajin-teny | 10 anarana | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
11 (?) bands or bundles. A term used by soldiers [1.2] | 
| Voambolana | 12 Miaramila | 
| Fivaditsoratra | 13 abony, 14 boina, Boina, 15 bonia | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 | 
 |