|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  bonia
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza olona mahira-tsaina sy mahatsinjo lavitra ary mahavita zava-mahagaga amin'ny angano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 The name of a mythical hero of the Folklore.. [1.2]

Teny iditra (2/3)5  bonia
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza ny maso misokatra tsara mahafinaritra, mahatehotia, baliaka. [1.1]
Mpanahaka  8  baholy

Teny iditra (3/3)9  bonia
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny anglisy  11 (?) bands or bundles. A term used by soldiers. [1.2]
Voambolana  12  Miaramila

Fivaditsoratra  13 abony, 14 boina, Boina, 15 bonia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/12