|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  boñaky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 landihazo na volomborona na landy voatsikera ka mibohaka [Bara] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  bonaky
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 fibontsinana [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  7 état de ce qui est gonflé [Taisaka] [1.82]

Fivaditsoratra  bonaky, boñaky, 8 bonika, 9 kabino, 10 kobany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27