Entrée bolaky
Partie du discours nom
Explications en malgache Fampakarana zavatra hiainga, ka toy izao ny toetoetran' ny fiasany: misy mahazaka mihodidina vy boribory lavalava, izay mirotsaka an-daniny roa avy ny tendrony anankiroa, ka raha sintonina ny laniny iray dia miakatra kosa ny zavatra atao eo amin' ilay laniny faharoa [1.1]
Explications en anglais A pulley [1.7]
Explications en français Palan, poulie [1.8]
Origine Anglais: block and tackle.

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31