|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 boko |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 bainga
[Taimoro]
[1.78] 4 Zavatra boribory izay matetika hita eny amin' ny lohan-javatra: Ny bokon' ny haro fanin-tohatra [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 6 boko |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 trano, toby, fierena
[Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 9 boko |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 the abdomen. See vohoka
[Provincial]
[1.2] |
| Voambolana | 12 Haiaina |
| Fivaditsoratra | boko, 13 kobo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|