|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 boeriboerehina |
| Fototeny | 2 boerikerika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 anaovana boeriboerika, itenenana teny misafotofoto sy miradarada ary mikorontana; enti-milaza izay olona mahatezitra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be spoken in a provincial dialect, to be spoken in words not understood, as of foreigners imperfectly acquainted with the language..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|