|
|
|
|

Teny iditra1  bodehina
Fototeny  2 bodika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asavorovoro, asavoritaka: Aza bodehina re, ry Koto, ny kofehy. / Nobodehiny teo ny fitenenana ka tsy hita intsony izay ventin-kevitra. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11