| Entrée | 1 boboboboina |
| Radical | 2 bobobobo |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Asitrika ao anaty rano Atao mibobobobo, izany hoe ampanenoina mba hanome feo migoboka sesilany: Boboboboy ny anjombona sao tsy mahare ny erỳ an-dafin-drano [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|