|
|
|
|

Teny iditra1  betatoato
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 karazana dihin' ny Ntaolo. [Bezanozano] [2.245#91]
Ohatra  4  Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [2.245]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12