Entrée Betanimena
Mots élémentaires be ; tany ; mena
Partie du discours nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache Foko iray amin' ny Betsimisaraka, izay monina ao atsimon' i Toamasina ka hatramin' ny vavan' ny ony Mangoro, dia eo amin' ny fizarantanin' Andevoranto sy Vatomandry izany. Fahiny dia natao hoe Tsikoa (tsy mety mikoy), na Tsitambala (tsy voafefin' ny vala) io foko io. Indray andro anefa, hono, raha mbola revo niasa teny an-tanimbaty iny indrindra izy rehetra, dia avy namely azy tampoka Ratsimilaho, mpanjaka tao avaratra. Avy hatrany dia niantrana hiaro tena ny Tsikoa, tsy nahasasa tongotra intsony, fa tongotra aman-tanana feno fotaka no nentiny miady; dia naraikitry ny mpiady aminy how "Betanimena" ny anarany. [1.10]
Explications en anglais The name of a tribe. [1.2]
Explications en français Nom donné aux Tsikoa ou Betsimisaraka du Sud conduits à la guerre contre les Betsimisaraka du Nord, vers 1710, par Ramanano. Leur nom de Betanimea leur vint dans les circonstances suivantes: n’ayant pu déloger les Tsikoa retranchés dans leur fort de Fénérive, les Betsimisaraka du Nord, dits aussi Antavaratra, feignirent de se retirer. Les Tsikoa, rassurés, de descendre alors dans leurs champs pour planter du riz; mais les Antavaratra, ayant fait une rapide virevolte, les y surprirent tout couverts de boue latéritique (tanimena). A partir de cette date, leurs adversaires leur donnèrent le surnom de Betanimena [1.11]
Synonymes Tsikoa ~ Tsitambala

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/15