|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 be saina |
| Singan-teny | 2 be, 3 saina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza olona lalim-pandinika, ampy fiheverana, tsy atoro amin' izay fialana olana, fa hendry sy be hevitra
6 (hevitra maneso): enti-milaza olona mihevitra ny tenany ho mahay noho ny hafa ka tsy milefitra ary manao ny sasany ho tsinontsinona, manao azy ho manan-tsaina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 very wise; very cunning.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|