|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  benjamina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan-javamaniry misy voninkazo mena madinidinika izay matetika totototoin' ny ankizy ka apetany amin' ny hohony ka mahatonga ny hoho ho menamena (Impatiens balsamina L. na I. notitangore Balsaminacées na I. Sultani Hook) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the name of an herb. Impatiens sp. [Corruption of the Fr. Balsamine.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 [Merina] (du français « balsamine ») Nom de plusieurs impatiens cultivés pour leurs fleurs, notamment Impatiens balsamina L., Impatiens noli-tangere L. et Impatiens sultanii Hook. f. (Balsaminaceae). Ils se sont souvent échappé des cultures et naturalisés dans les agglomérations urbaines. [1.196]
Voambolana  6  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2) 10  benjamina
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12 Benjamina [2.996]
Fanazavàna teny anglisy  13 Benjamin [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  14 Benjamin [2.996]
Ohatra  15  ny zana-dRahely kosa dia Josefa sy benjamina [2.996]
Voambolana  16  Soratra Masina
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how benjamina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  18 Toko sy andininy momba Benjamina
Lahatsoratra  19 Randzavola: Benjamina ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  Benjamina, benjamina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/24