|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 belaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fisaka sy petaka, talesaka (endrika): Belaka endrika io vehivavy io
4 Misokatra tsara, baribary (maso) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 full-faced, broad-faced, large
[1.2] |
| Ohatra |
6 Tondro belaka, tondro vaventy : raha ny mpangalatra no handray tanana anao, atsipazo toa fatim-biby
[2.69]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 belaka |
| Singan-teny | 15 be, 16 laka |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 A particular kind of dollar with many lines engraved upon it.
[1.2] |
| Voambolana | 19 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Fivaditsoratra | 20 bakela, belaka, 21 kala be, kalabe, 22 Kaleba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|