|
|
|
|

Teny iditra 1  bedy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  17 Rediredy: Tsy tohako ny bedibedin' itỳ marary eto anilako itỳ
18 Fimenomenonana miverimberina, teny misesisesy sy lavareny: Tsy misy farany ny bedibedin' Ingahy mpampiasa
19 Anatra na faniniana mazàna lavareny: Tsy hody alina intsony aho fa tsy laitrako ny bedin' i Neny
20 Tenenina, tezerana: Ho bedin' ny mpampianatra aho fa tsy nahavita ny entimody [1.1]
Tovy hevitra  21 bedibedy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22