|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  -bavy
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe vavy

Teny iditra (2/2)3  bavy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Teny iantsoan' ny anadahy ny anabaviny rehefa miresaka: Aza misahirana manao sakafo ho ahy, ry bavy, fa efa nihinana aho fony niala tany an-trano. [1.1]
Voambolana  6  Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12