|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 batera |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [frantsay tabatière] Anaran' ny tongobolo fitoeran' ny paraky kisoka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a tobacco box. [Fr. Tabatière.] See tongobolo..
[1.2] |
| Tsipelina hafa | 5 tabakera, tabatera |
| Kamban-teny rehetra | 6 sahondram-batera |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 8 batera, 9 Tabera |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|