|
|
|
|

Teny iditra1  basy maty
Singan-teny  2 basy, 3 maty
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 basy efa simba tsy mipoaka intsony
6 Enti-milaza olona tsy mahalala menatra, tsy valahara, nanaovana ny matoan-teny hoe mibasy maty: Tsy menatra manao ratsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 C' est un fusil détraqué. On donnait ce surnom aux personnes éhontées [2.415#2999]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12