|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 basirano |
| Singan-teny | 2 basy, 3 rano |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Karazam-pitaovana ampiasain' ny dokotera hanadiovana amin' ny rano ny ao anatin' ny tena: na ny tsinay izany raha sendra mitohana tsy mahavalana na ny tranonjaza rehefa avy miteraka. (Misy zavatra telo amin' ny basirano dia ny fitoeran-drano, ny fingotra lava fandehanan' ny rano ary ny vavam-basirano).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 A syringe..
[1.2] |
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 8 basirano, 9 borisana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|