|
|
|
|

Teny iditra1  basipoleta
Singan-teny  2 basy, 3 poleta
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fiadiana mipoaka, fohy sady maivana, fanapoaka tanana an' ila ihany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a pistol, a revolver. [1.2]
Voambolana  7  Miaramila
Tovy hevitra  8 poleta
Mpanahaka  9  basypoleta

Fivaditsoratra  10 basipoleta, 11 basy poleta

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02