|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 -barika |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe varika |
| Teny iditra (2/3) | 3 barika |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Areti-mifindran' akoho: Voan' ny barika ny akohonay
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the name of a disease which suddenly proves fatal to fowls, etc. Same as BEARIKA.
[1.2] |
| Voambolana | 7 Haibiby: fitsaboina momba ny biby |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 9 barika |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 lava-drano, vovon-drano
[Betsimisaraka]
[1.78] 12 [frantsay barrique] Fitoeran-drano na divay lehibe vita amin' ny hazofisaka mivolantsinana natambatambatra voafehina vy boribory mitana azy tsy hivaha, atao hoe fehim-barika [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 a cask, a barrel. [Fr. Barrique.]
[1.2] 14 [French barrique] a barrel, a cask [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 barrique, tonneau
[1.8] |
| Ohatra |
16 Izany no nahazoany basy dimampolo sy vanja telo barika kely.
[2.508#]
|
| Kamban-teny rehetra | 17 ambody barika |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 baraky, barika, 20 kabary, 21 kabira |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|