|
|
|
|

Teny iditra1 baranahiny
Sokajin-teny  2 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy fitandremana, tsy firaharahana, tsy fisainana na fiheverana eo am-panaovan-javatra: Aza manao baranahiny raha manao zavatra
Tsy voalamina tsara fa entinentim-poana: Fanjakana baranahiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 heedlessness, indifference [1.2]
5 careless; carelessly done [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 insouciant, indifférent [1.8]
Voambolana  7 Ontam-po
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02