| Entrée | 1 baorina |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [fr. borne] Tsatobato efa-joro lavalava famaritana ny tany misy tompony ary voasoratra any amin' ny fanjakana: Tany vita baorina Tsato-bato misy tarehimarika milaza ny isan' ny kilaometatra mampisaraka toerana na tanàna roa [1.1] |
| Illustrations |
|
| Anagrammes | 4 Abirona, 5 baorina, 6 boriana, 7 irobana, 8 robaina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|