| Entrée | 1 bantoa |
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
| Explications en anglais |
3 Bantu [3.1] |
| Explications en français |
4 bantou [3.1] |
| Exemples |
5 Ny Indoneziana dia tsy mpiompy loatra fa ny bantoa no mpiompy nikoizana.
[2.113]
6 Nanampy nanaraka izany ny fandinihana ny fiteny malagasy : ny tantarany, ny voambolany, ny firafiny, ny fifandraisany amin' ny teny hafa (indoneziana, sansikirita, arabo, hebreo, bantoa, soahilia sns. [2.508] |
| Vocabulaire | 7 Géographie: pays, peuples |
| Anagrammes | 8 bantoa, 9 Nabota |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|