|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bankin-draharaha |
| Singan-teny | 2 banky, 3 raharaha |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 banky mandray anjara amin'ny fampiasam-bola any amin'ny fanjarianasa, ary afaka mampisambo-bola amin'ny fe-potoana salasalany sy lava.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 banque d'affaires.
[1.13] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|