Entrée | bankin > banky | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Explications en malgache | Enti-milaza olona tsy manana na inona na inona intsony noho ny fahavoazana nihatra taminy. (Jereo Bankirompitra, bankiroty) [1.1] | ||||||
Entrée | bankin > banky | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Explications en malgache | Trano fitehirizam-bola izay ametrahan' ny olona vola, isamboram-bola misy antoka, miraharaha ny fifamoivoizan' ny vola, ary manonta vola koa aza indraindray [1.1] | ||||||
Andry ara-bola natao hisahana ny raharaham-bola ao amin'ny firenena iray [1.13] | |||||||
Explications en français | Banque [1.13] | ||||||
Vocabulaire | Economie: finances, gestion | ||||||
Mots composés |
| ||||||
Origine | Français: banque. | ||||||
Web |