Entrée bango an-katoka
Mots élémentaires bango ; hatoka
Partie du discours locution
Explications en malgache Randram-bolo tokana manomboka eo ankatoka ka mirotsaka manaraka ny lamosina, fanao raha misaona
(bangoankatoka) Fomban-drandram-bolo tsotra: bangoina ny volo dia atambatra amin' ny randrana telo ao aonana ka izay halavan' ny volo no fetrany; mari-pisaonana ny bangoankatoka [1.1]
Explications en anglais [hatoka, the nape.] A large knot of hair resembling a chignon. [1.2]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/04/16