Entrée banga ridana
Mots élémentaires banga ; ridana
Partie du discours locution
Explications en malgache Tsy misy nify na dia iray aza [1.1]
Explications en anglais (bangaridana) To be toothless. [1.2]
 Having some teeth missing [1.7]
Explications en français édenté [1.8]
Exemples 
1Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy. [2.332]
2Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana. [2.895]
Vocabulaire 
Synonymes banga nify
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/06